-
Mardi 02 septembre 2014 à 00:00:00
Nivaha ny krizy ara-politika amin’ny ankapobeny.
Tato anatin’ny fito volana, tsy hita taratra ny tena vahaolana amin’ny lafiny toekarena sy ny sosialim-bahoaka. Ny...
-
Mardi 02 septembre 2014 à 00:00:00
Anisan’ny sakafo ilaina andavanandro nisondro-bidy ny menaka fihinana.
Niakatra ho 6.000 Ar ny litatry ny anaty tavoahangy raha toa ka 5.000 Ar izany teo aloha. Misy koa ny marika...
-
Mardi 02 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy mbola mivaha !
Tsy mbola nisy ny marimaritra ofisialy eo amin’ny sendikàn’ny mpiasan’ny Air Madagascar sy ny fanjakana. Na izany aza, tsy nanao fihetsiketsehana...
-
Mardi 02 septembre 2014 à 00:00:00
Leo ny fandrirarirana ?
Efa maro ireo dingana nataon’ireo mpiandraikitra foibe FJKM sy ireo tompon’andraikitra samihafa eo anivon’ny radio Fahazavana, nangataka ny...
-
Mardi 02 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy azo ihodivirana intsony ny fandresena vonjimaika ?
Mitarika amin’ny voka-pifidianana depiote naverina any Ambanja ny kandidàn’ny Malagasy miara-miainga (MMM)...
-
Mardi 02 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy misalasala. “Tsy mandà ny hanendrena ahy ho Praiminisitra ny tenako ary vonona ny hanome ny traikefako ho fampandrosoana ny firenena.
Mbola hanontany ny hevitr’ireo...
-
Mardi 02 septembre 2014 à 00:00:00
Navoitran’ny fanambarana nosoniavin’ny filohan’ny avara-pianarana sy ny manampahaizana,
zanak’i Toliary, Nambinisoa Jean Zores, fa tsy tokony ho maty momoka ireo...
-
Mardi 02 septembre 2014 à 00:00:00
Rendrika tany Belo ambonin’i Tsiribihina ny botry iray antsoina hoe Espoir,
ny alahady hariva teo tokony ho tamin’ny 7 ora. Olona dimy no maty tamin’izany ary fito avotra...
-
Mardi 02 septembre 2014 à 00:00:00
10 lahy voasambotry ny polisy teny Avaratetezana Ampitatafika,
ny zoma teo tokony ho tamin’ny 3 ora maraina. Teo am-pitondrana azy ireo ny polisy no nitsoaka ny iray. Nampitandrina...
-
Mardi 02 septembre 2014 à 00:00:00
Tambanjotran-jiolahy miisa enina no indray saron’ny zandary misahana ny heloka bevava (Secres),
ny herinandro teo tany Toamasina. Voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny...