-
Lundi 01 septembre 2014 à 00:00:00
Tafavoaka ivelan’ny renivohitra ny andiam-balala nandalo teto.
Mbola mitohy hatramin’izao anefa ny tombatombana isan-karazany mikasika iny tranga tsy fahita firy...
-
Lundi 01 septembre 2014 à 00:00:00
Natodiky ny « Fikambanana mandan’ny 50 taona vaovao » (FMDV) tany amin’ny fitsinjovana ara-tsosialy ny voafonja ny tohin’ny hetsika nanamarihany ny...
-
Lundi 01 septembre 2014 à 00:00:00
Handray andraikitra lalindalina kokoa mikasika ny voafonja ny fikambanana mpiaro zon’olombelona Hafari Malagasy,
araky ny fanambaran’ny filohany, Rafanomezantsoa Jean Nirina,...
-
Lundi 01 septembre 2014 à 00:00:00
La célébration nationale de la JMT (Journée Mondiale du Tourisme) se déroulera à Nosy-Be les 26, 27 et 28 septembre prochains.
« Le tourisme et le...
-
Lundi 01 septembre 2014 à 00:00:00
Le transport de marchandises, connu aussi sous l’appellation de « Fret »,
est une activité économique réglementée tant au niveau national...
-
Lundi 01 septembre 2014 à 00:00:00
Le voyage officiel qu’il effectué en Chine dernièrement est-il le dernier pour le Premier ministre Roger Kolo ?
Après quelque temps d’accalmie, la rumeur sur...
-
Lundi 01 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy namokatra ny Makis de Madagascar,
teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2014), sokajy “junior”. Tsy tafavoaka tao amin’ny vondrona...
-
Lundi 01 septembre 2014 à 00:00:00
Nametra-beloma teo amin’ny fitantanana ny federasiona iraisam-pirenen’ny basikety (Fiba Monde) ilay Frantsay,
Yvan Mainini, izay tonga nanotrona ny kongresin’ny Fiba...
-
Lundi 01 septembre 2014 à 00:00:00
Ny ekipan’ny ASS Atsimo andrefana no avy hatrany dia hita soritra amin’ny vokatra,
teo amin’ireo andro roa voalohany, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i...
-
Lundi 01 septembre 2014 à 00:00:00
Miditra amin’ny herinandro faharoa ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara,
taranja tenisy. Efa fantatra avokoa ireo hiatrika ny famaranana, ho an’olon-tokana, eo...