-
Jeudi 28 aout 2014 à 00:00:00
« Ny lehiben'ny fari-piadidiam-pampianarana, eo anivon'ny distrikan' i Soanierana Ivongo no tompon'andraikitra voalohany tamin'ny fisian'ny taratasim-panadianana Bepc farany teo tany...
-
Jeudi 28 aout 2014 à 00:00:00
Mihamafy ny tolona! Nanomboka omaly, nakaton’ireo mpampianatra Fram ny vavahady fidiran’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rabary Paul, etsy Anosy. Hiditra amin’ny fanakatonana...
-
Jeudi 28 aout 2014 à 00:00:00
Hita taratra ny fiomanana! Efa tafiditra tsara anatin’ny hetsika andrasan’ny mponin’i Nosy Be ny “Festival Sômarôho!”,
raha tarafina tamin’ny...
-
Jeudi 28 aout 2014 à 00:00:00
Nisokatra omaly ary hifarana rahampitso 29 aogositra eny Ankatso,
sampana fianarana ambony momba ny fambolena sy ny fiompiana, ny fampisehoana mahakasika ireo sehatra ireo. Misy ny...
-
Jeudi 28 aout 2014 à 00:00:00
Natao tany Ambatolampy, omaly,
ny dinikasa momba ny fampivoarana ny asan’ny Paositra malagasy. Niaraha-nijery tamin’izany ny fanatsarana ny asan’ny paositra amin’ny...
-
Jeudi 28 aout 2014 à 00:00:00
Niantraika avy hatrany tamin’ny zotra iraisam-pirenena ny fitokonan’ny mpiasan’ny Air Madagascar.
Tsy afaka nipetraka teny Ivato, ny talata alina teo, ny zotra Air France,...
-
Jeudi 28 aout 2014 à 00:00:00
“Vonona ny depiote hanao fanambaram-panana. Voalazan’ny lalàmpanorenana izany ka tokony hatao. Ny lalàna momba anay, miavaka tsy mitovy amin’ny olon-drehetra anefa...
-
Jeudi 28 aout 2014 à 00:00:00
Tsy azo iainana intsony.
“Milefa mandositra ny asan-dahalo ka miakatra ao Antsalova ny mpampianatra, ny mpitsabo, ny mpianatra sy ny raiamandreny… Tsy sahy miverina any intsony...
-
Jeudi 28 aout 2014 à 00:00:00
Mba tsy ho lamaody fotsiny ?
Mikaon-doha eny Anosy ireo mpisolovava 1050, manerana ny Nosy, nanomboka omaly. Hiompana amin’ny fanandratana ny hasin’ny fitsarana sy ny fanamafisana...
-
Jeudi 28 aout 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, mbola mahabe adihevitra ny amin’ny fodian’ny filoha teo aloha,
Ravalomanana. Maneho ny fijeriny ny avy amin’ny firaisamonina sivily, Ramarosaona...