-
Mercredi 27 aout 2014 à 00:00:00
Fito volana nianarana kabary. Namoaka ny andia Mamisoa ny Vakoka tovozina amin’ny soatoavina (Vatosoa). Hetsika notanterahina ny 24 aogositra teo, teny amin’ny trano filanonana Naly...
-
Mercredi 27 aout 2014 à 00:00:00
Nanomboka ny alatsinainy teo, nandidy ireo olona manana fahasamponana eo amin’ny vava sy ny lanilany ny fikambanan’ny dokotera ao amin’ny hopitaly HJRA.
Hitohy...
-
Mercredi 27 aout 2014 à 00:00:00
Raikitra ihany koa ny fidinana an-dalambe, nataon’ny mpisan’ny Jirama,
niainga avy teo amin’ny foibe, nihazo ny borigady eny...
-
Mercredi 27 aout 2014 à 00:00:00
Mitondra rivo-baovao, eo amin’ny taranja atletisma,
ny seksionan’ny taranja atletisma, eo anivon’ny seksiona Antananarivo Renivohitra, tarihin-dRakotoson Nivo, filohany....
-
Mercredi 27 aout 2014 à 00:00:00
Nisokatra tamin’ny fomba ôfisialy, ny alatsinaniny 25 aogositra lasa teo, tao Fandriana ny fanatanjahantena an-tsekoly, ao amin’ny faritra Amoron’i Mania, ho an’ity...
-
Mercredi 27 aout 2014 à 00:00:00
Tsy niasa nandritra ny adiny telo avokoa ny mpiasan’ny Air Madagascar, omaly teny Ivato. Anton’ity hetsika « sit in » ity ny tsy faneken’izy ireo ny sazy Annexe B,...
-
Mercredi 27 aout 2014 à 00:00:00
Misokatra nanomboka ny 25 aogositra hatramin’ny 4 oktobra ny fampindramam-bola ho an’ny taom-pianarana vaovao ao amin’ny banky BNI Madagascar.
Fampindramam-bola voasokajy...
-
Mercredi 27 aout 2014 à 00:00:00
Miara-miasa ny ONG Habaka sy ny CIDST*,
ho fanaparihana ny vokatry ny fikarohana momba ny siansa. Mitondra fanazavana Ratozamanana Harinjaka Andriankoto, tompon’andraikitra ao...
-
Mercredi 27 aout 2014 à 00:00:00
Tsy misy lalana na iray aza ho an’ny fiara ireo kaominina 10 ao anatin’ny distrikan’Anosibe An’ala.
Noho izay antony izay, fidiram-bola iray goavana ny fampanofana...
-
Mercredi 27 aout 2014 à 00:00:00
Tsy mbola nahitam-bokatra misongadina.
Hiara-kiasa hanamafy ny ady amin’ny kolikoly ny eo anivon’ny Bianco sy ny minisiteran’ny Atitany ary ny Komity miaro ny fahamarinana...