-
Samedi 23 aout 2014 à 00:00:00
Le projet de loi n°018/2014 du 25 juillet 2014 relatif aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées,
aux modalités d’élections...
-
Samedi 23 aout 2014 à 00:00:00
D’après les informations recueillies, une grande réunion de la mouvance Ravalomanana se tiendra prochainement en vue d’aplanir les divergences entre les entités...
-
Samedi 23 aout 2014 à 00:00:00
Tao anaty vela-pandrika no nahasamboran’ny polisy ity jiolahy ity ny talata teo teny Andoharanofotsy.
Isan’ireo tompon’antoka tamin’ny « Raharaha kidnapping...
-
Samedi 23 aout 2014 à 00:00:00
Avotra soa aman-tsara ilay ankizikely nalain’ny jiolahy an-keriny tany Morarano Kraoma Ambatondrazaka,
ny 18 aogositra lasa teo. Voalaza fa zanaka mpandraharaha ity ankizivavikely ity...
-
Samedi 23 aout 2014 à 00:00:00
Nitondra fanazavana manokana ny polisy misahana ny heloka bevava Anosy fa efa misy olona voarohirohy ho tompon’antoka tamin’iny famonoana ilay vehivavy sinoa hita faty teny...
-
Samedi 23 aout 2014 à 00:00:00
Nanamarika ity herinandro ity ny fihaonana an-tampon’ny Sadc natao tatsy Zimbaboe, nifarana ny alatsinainy teo.
Nisongadina tamin’izany ny momba an’i Madagasikara ka...
-
Samedi 23 aout 2014 à 00:00:00
Miofana, nanomboka ny 18 aogositra teo any amin’ny foibem-paritry ny Institut national de formation pédagogique (CRINFP), ireo mpampiofana ifotony miisa 230 mianadahy. Mpampiofana na...
-
Samedi 23 aout 2014 à 00:00:00
Tafiditra ao anatin’ny zon’ny ankizy ny milalao sy miala sasatra. Raha ny zava-misy eto amintsika, mbola ho nofinofy ihany izany. Raha vao tapitra ny taom-pianarana, tsikaritra ny...
-
Samedi 23 aout 2014 à 00:00:00
Tsy mitsaha-mivoatra sy mitombo ary mandray andraikitra feno amin'ny fanabeazana ny zatovolahy,
eo anivon'ny skotisma katolika, ny Antily zoky, ao amin'ny diosezin' i Toamasina. Nisy ny...
-
Samedi 23 aout 2014 à 00:00:00
Hita ho mihatsara ny fahasalaman’ireo teratany amerikanina roa, nifindran’ny otrikaretina « ebola »,
tany Liberia, ary nampodiana any an-tanindrazany, telo herinandro...