-
Jeudi 21 aout 2014 à 00:00:00
Deux sessions extraordinaires n’ont pas suffi pour faire adopter le projet de loi n°018/2014 du 25 Juillet 2014 relative aux ressources des Collectivités territoriales...
-
Jeudi 21 aout 2014 à 00:00:00
Nitrangana fanafihan-dahalo miisa 32 nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika tao amin’ny fokontany Mahazoa Bemamba, kaominina ambanivohitr’i Mahazoarivo, afakomaly. Araka ny...
-
Jeudi 21 aout 2014 à 00:00:00
Niakatra fitsarana ny talata teo ny olona 26 voarohirohy tamin’ny fitsaram-bahoaka sy fokomiana tany Antsampanimahazo Antsirabe II.
Olona valo no fantatra fa voaheloka enim-bolana...
-
Jeudi 21 aout 2014 à 00:00:00
Noraisim-potsiny ireo mpivarotra sy mpifoka rongony telo mianadahy voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina teny Tsarahonenana,
afakomaly. Renim-pianakaviana ny...
-
Jeudi 21 aout 2014 à 00:00:00
Nalain’ny havany teny amin’ny tranom-paty HJRA ny fatin’ilay vehivavy namoy ny ainy teny Antohomadinika.
Nilaza ireo fianakaviana fa manahy zavatra hafahafa izy...
-
Jeudi 21 aout 2014 à 00:00:00
Tsy tafavoaka sahady.
Notsipahin’ireo vaomieran’ny atitany sy ny tetibola ary ny lalàna ilay volavolan-dalàna mifehy ny fitsinjaram-pahefana, natolotry ny...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Depuis hier, la salle d’exposition du Tahala Rarihasina Analakely est parée des superbes œuvres de quelques peintres malgaches.
Et l’expo ne prendra...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Mpivady nandeha an-tongotra no voafaokan’ny fiara tsy mataho-dalana iray, omaly maraina tokony ho tamin’ny 7 ora sy sasany teo, teny Malaza Andoharanofotsy.
Namoy ny ainy teo noho...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Velon-taraina ireo mpiasam-panjakana maniry haka solika amin’ny alalan’ireo CCAL amin’izao fotoana izao. Raha ny fijoroana vavolombelona, feran’ireo tobin-dasantsy sasany...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Niakatra Fampanavoana, ny faran’ny herinandro teo, ireo 5 lahy nanendaka sy nikasa hamono hahafaty tovolahy iray nitondra vola 400.000 ariary sy finday telo.
Taorian’ny fakana...