-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Misy loza mitatao amin’ny fari-dranomasina eto amintsika sy ny manodidina.
Tsy takona afenina ny fisian’ireo jiolahin-tsambo sy mpanjono tsy ara-dalàna. Nosy i...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Niasa taty Alaotra ny Fandaharanasa Sahandriaka sy lemaka voatondraka (BVPI), miaro ny tanimbary, ny famatsian-drano, manoloana ny fasika manototra ny sahandriaka. Tsy nanano sarotra...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Tratran’ny baranahiny koa ny fitrandrahana drakaka.
Tafakatra avo roa heny ny vokatra naondrana tany ivelany tato anatin’ny enim-bolana, raha oharina ny nandritra ny taona 2013....
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Manjavozavo tanteraka.
Anisan’ny navoitran’ny gazety kongoley ACP/FNG/JGD nivoaka ny 17 aogositra teo ny filazana fa anisan’ny nandaha-teny nanoloana ireo filoham-panjakana...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
« Tokony haroso avy hatrany ity fitsinjaram-pahefana ity raha vao nandray ny fitondrana ny mpitondra fa tsy anaovana resaka ampotomoty tahaka izao na tian-kano tsy tian-kano…...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Niaiky ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Mahafaly Solonandrasana Olivier, teny Tsimbazaza, ny 14 aogositra lasa teo, raha nanontanian’ny mpanao gazety, fa tsy ampy...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Velona indray ny adihevitra momba ny tontolon’ny fitsarana...
Ny fitsarana mbola ataon’ny fahefana mpanatanteraka fitaovana politika no tena olana. Adihevitra diso toerana? Izay...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Une fois encore,
la mouvance Ravalomanana se retrouve face à l’intransigeance du pouvoir, alors que Guy Rivo Randrianarisoa a annoncé il y a quelques jours de cela,...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Tratran’ny polisy ny lehilahy iray, nitazona rongony 2 kg sy 900 g,
tany Tanambao V Toamasina, ny asabotsy lasa teo. Voalazan’ny kaomisera Razafindahy Manitra Flerys fa...
-
Mercredi 20 aout 2014 à 00:00:00
Maty tampoka, tsy fantatra izay nahazo azy ity ramatoa iray, tokony ho 50 taona,
teny Antohomadinika IVO IIIH, ny alatsinainy alina tokony ho tamin’ny 8 ora teo. Araka ny...