-
Mardi 19 aout 2014 à 00:00:00
Ny boriborintany fahadimy hifandona amin’ny boriborintany voalohany ary ny boriborintany fahatelo kosa, hifanehatra amin’Avaradrano. Ireo no fandaharan-dalao, amin’ny lalao...
-
Mardi 19 aout 2014 à 00:00:00
Hatreto aloha, tsy mbola misy mahasongona ny zava-bita sy ny fahaizan’i Claudio Tida, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny «motocross...
-
Mardi 19 aout 2014 à 00:00:00
Fantatra avokoa ireo ekipa 48, hiady ny ho tompondakan’i Madagasikara, eo amin’ny taranja tsipy kanetibe,
ho an’ny sokajy lehilahy. Ny volana septambra no hanatanterahana ny...
-
Mardi 19 aout 2014 à 00:00:00
Si le principe d’une colonie de vacances était de venir en aide gratuitement aux enfants défavorisés pour qu’ils aient leur part d’air...
-
Mardi 19 aout 2014 à 00:00:00
Dorénavant, les maîtres Fram font partie de la population couverte par la Cnaps (Caisse nationale de prévoyance sociale).
Comme ils sont encore des enseignants...
-
Mardi 19 aout 2014 à 00:00:00
On est en pleine saison hivernale dans tout Madagascar.
Une saison qui favorise certaines maladies, dont notamment la grippe, les rhumes et les toux. Des maladies dont les seuls...
-
Mardi 19 aout 2014 à 00:00:00
Ankoatra ny fanapotehana ny zetra, toeram-ponenan’ny gidro bandro,
tsy fahita raha tsy any Alaotra, tandindomin-doza koa ny tanimbary, vokatry ny fahasimban’ny sahandriaka. Tsy...
-
Mardi 19 aout 2014 à 00:00:00
Natolotra, omaly, ny loka ho an’ireo tantsaha tsara vintana tamin’ny fisarihana nokarakarain’ny fandaharanasa Papriz,
nandritra ny foara « Fier Mada » farany...
-
Mardi 19 aout 2014 à 00:00:00
Omby niisa 779, hamidy aty Antananarivo no nampiakarina avy any amin’iny tapany Atsimo iny (Ampanihy, Betioky, Befotaka, sns).
Omby manana taratasy ara-dalàna avokoa, toa ireo...
-
Mardi 19 aout 2014 à 00:00:00
Nitokona ny mpiasa vitsy tao amin’ny orinasa sinoa mpamokatra siramamy,
Ouest-sucre any Namakia, faritra Boeny, nanomboka ny talata 12 aogositra teo. Nanadihady tany ifotony ny...