-
Mercredi 13 aout 2014 à 00:00:00
Hafana ny dingana fahatelo,
amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny familiana fiarakodia, “Rallye du Boeny”. Hifampitady tanteraka ireo fiara...
-
Mercredi 13 aout 2014 à 00:00:00
En seulement six mois et demi, la série des immatriculations TBC a déjà été attribuée aux propriétaires de véhicule.
Ainsi, le...
-
Mercredi 13 aout 2014 à 00:00:00
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy,
ny 11 aogositra teo ny toby mamatsy herinaratra avy amin’ny tohodrano any Anjiajia, kaominina Mahatsinjo, distrika Maevatanana, faritra...
-
Mercredi 13 aout 2014 à 00:00:00
Miroborobo ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany eto amintsika.
Notsorin’ny minisitry ny harena stratejika fa maro ireo fitarainana azony mikasika ny tsy...
-
Mercredi 13 aout 2014 à 00:00:00
"Ao anatin’ny politikam-panjakana ankapobeny ary noraisina ho politikan’ny minisitera ihany koa:
ankoatra ny fametrahana ny fitsinjaram-pahefana tena izy, eo ny famerenana...
-
Mercredi 13 aout 2014 à 00:00:00
Hikoha-maina aza atao.
Mikononkonona hetsika sy hitarika vahoaka hidina an-dalambe ireo mpanao politika sasany sy ny andian’olona ao Toamasina. Mikasa hanao hetsika fidinana an-dalambe...
-
Mercredi 13 aout 2014 à 00:00:00
Kolonely iray efa misotro ronono no tazonina eny amin’ny zandary Fiadanana amin’izao fotoana izao, noho ny resaka fikononkononana fanakorontanana. Voalaza fa efa tapitra ny 48 ora...
-
Mercredi 13 aout 2014 à 00:00:00
Nilamina ny tany Mahajanga, omaly.
Rakotra mpitandro filaminana tany an-toerana ka tsy nisy ny mpanao fihetsiketsehana. Atolotra ny fampanoavana anio kosa, ireo olona sivy voasambotry ny...
-
Mardi 12 aout 2014 à 00:00:00
Tena nitombo ny tsy fanjarian-tsakafo eto Madagasikara nandritra ny krizy hatramin’ny taona 2009. Iharan’izany ireo mipetraka any ambanivohitra. Araka ny fanadihadiana nataon’ny...
-
Mardi 12 aout 2014 à 00:00:00
Niharan’ny fitsaram-bahoaka ary namoy ny ainy vokatr’izany ny roa lahy tratra am-bodiomby namaky fasana ao Antanambao Mangarano,
distrikan’i Vavatenina ny faran’ny...