-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Tapitra omaly ny 48 ora, fe-potoana nomen’ny mpiofana ho mpiasam-panjakana etsy amin’ny INFA Ampandrianomby hanomezan’ny fanjakana ny vatsim-pianaran’izy ireo. Hihamafy...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Hatry ny omaly, mihitsoka ao amin’ny seranam-piaramanidina any Djaoudji Raholiarisoa Marie Gina. Niasa tany Liban ity tovovavy ity nandritra ny dimy taona. Tapitra anefa ny fe-potoana...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Araka ny vaovao, i Madagasikara no firenena voafidy hampiantrano ny fivoriamben’ny federasion’ny basikety eto Afrika na Fiba Afrique, andiany faha-16. Ny 31 jolay – 1 aogositra...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Efa andro vitsy (J-7) mialoha ny hanombohan’ny “Afrobasket U18 Men 2014” isika, amin’izao fotoana izao. Hatreto anefa, zara raha nanome fanampiana
sy fanohanana ny...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Nambaran’ny mpandraharaha iray fa tsy nisy ny fakana ny soso-kevitry ny mpandraharaha tsy miankina amin’izao famolavolana ny fanitsiana ny tetibola 2014 izao. Anisan’ny...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Nanomboka omaly, teny Ankadivato, ny fihaonambe iraisam-pirenena notarihan’ny mpampianatra mpikaroka avy amin’ny oniversite manerana ny Nosy sy avy any ivelany ary ny mpianatra avy...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Ho an’ny firenena sinoa, laharam-pahamehana amin’ny fanampiana avy any aminy ny famatsiana angovo, fanamboaran-dalana, fanamboarana seranan-tsambo sy fiaramanidina. Nasian-teny ireo...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Hiompana amin’ny « fanarenana ny indostria malagasy » ny « Salon de l’industrie » andiany faharoa amin’ity taona ity. Fotoana hanehoana ny tanjaky ny...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Tonga eto amintsika, omaly ary haharitra roa andro, ny sekretera jeneraly lefitra misahana ny raharaha politika eo anivon’ny Firenena Mikambana (ONU), Tayé-Brook Zerihoun. Mazava ny...
-
Vendredi 25 juillet 2014 à 00:00:00
Nitohy omaly indray ny korontana teny amin’ny oniversite Ankatso. Nidina teo amin’ny fiantsonan’ny taxi-be ny mpianatra, tokony ho tamin’ny 9 ora teo.
Niala teny...