-
Mercredi 23 juillet 2014 à 00:00:00
Mafanafana ny tontolon’ny serasera sy ny fampitam-baovao. Andaniny, misy ny fikaonandoha mahakasika (indray) ny sata mifehy ny serasera, tontosaina any Antsirabe.
Ankilany, nisy ny...
-
Mercredi 23 juillet 2014 à 00:00:00
Nahazo efitrano fianarana telo sy efitrano manokana ahafahana mandray ny kilonga madinika ny Ecole des Salines an’ny ONG Bel Avenir,
ao Ankalika Toliara. Handray mpianatra zaza 5 taona...
-
Mercredi 23 juillet 2014 à 00:00:00
Mahatratra 3 000 ny mpampianatra nahavita fiofanana ka manana ny Certificat d’aptitude à l’enseignement pour l’éducation de base (CAEB) na ny Certificat...
-
Mercredi 23 juillet 2014 à 00:00:00
Nanomboka omaly, tonga nitsidika ny masoivoho amerikanina ireo ankizivavy mpianatra avy any amin’ny faritra Alaotra miisa 18.
Niaraka tamin’ny mpanabe sy mpilatsaka an-tsitrapo...
-
Mercredi 23 juillet 2014 à 00:00:00
Toerana fahenina nohadihadiana hanomanana ny fisotroan-dronono ho an’ny tantsaha mpamokatra ny any Vatovavy Fitovinany. Miandraikitra izany ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana...
-
Mercredi 23 juillet 2014 à 00:00:00
Naminavina ny hampitombo ny famokarany menaka palma ny orinasa iray, any Tomasina. “Mila fampiasam-bolabe io kanefa, raha mitaha amin’ny sehatry ny varotra, sarotra kokoa ho...
-
Mercredi 23 juillet 2014 à 00:00:00
Nifarana, omaly rehefa naharitra roa andro ny fihaonambem-pirenena momba ny fitsinjaram-pahefana natao teny Ivato.
Nambaran’ireo nandaha-teny fa hohafainganina ny hamadihana izany ho...
-
Mercredi 23 juillet 2014 à 00:00:00
"Raha hiroso marina amin’ny fampihavanana isika, mba misy fanomanana kely ka miara-mivory ny CRN sy ny FFM.
Hatramin’izao, tsy mbola nisy izay." Io no nambaran’ny...
-
Mercredi 23 juillet 2014 à 00:00:00
Miteraka resabe sy adihevitra ny fanagadran’ny mpitondra ny mpanao gazety. Maneho ny fijeriny ny mpanao politika, mpanao gazety zokiolona,
omaly: fampihorohoroana, jadona,...
-
Mardi 22 juillet 2014 à 00:00:00
Efa manakaiky ny fampodiana ireo mpitsoa-ponenana avy ao Andranondambo izay nandositra ny fifandonana tamin’ny mponina avy ao Ambatotsivala.
Tsy ho ela intsony ny fiverenan’ireo...