mondial 2014 : niala i zimbaboe fa tsy manam-bola - news mada
Mandalo fotoan-tsarotra, ankehitriny, ny baolina kitra zimbaboeanina. Nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hanohy ny fifanintsanana ho an’ny Mondial 2014, ho an’ny faritr’i Afrika....
Partager
mondial 2014 : niala i zimbaboe fa tsy manam-bola
Commenter
mondial 2014 : niala i zimbaboe fa tsy manam-bola