Mpandeha 14 naratra… : taksiborosy nivarina tao ambany tetezana - news mada
Naratra avokoa ireo mpandeha rehetra. Ilay fiara, taksiborosy Mazda kosa, potika, nanao ambany ambony, nidoboka avy eny ambony tetezana. Tany Ambohimandroso no nitrangan’ity...
Partager mpandeha 14 naratra… : taksiborosy nivarina tao ambany tetezana
Commenter mpandeha 14 naratra… : taksiborosy nivarina tao ambany tetezana