Nandeha moto avy namita iraka: polisy monisipaly roa maty voafaokan’ny 4x4 - news mada
Misaona ny kaominina ambonivohitra Sambava. Polisy monisipaly miisa roa: lehilahy iray vao 25 taona sy vehivavy 37 taona no maty tsy tra-drano ,omaly, noho ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy...
Partager nandeha moto avy namita iraka: polisy monisipaly roa maty voafaokan’ny 4x4
Commenter nandeha moto avy namita iraka: polisy monisipaly roa maty voafaokan’ny 4x4