4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

TAXI 4L à vendre - Auto-Moto

Par Benja - Lundi 18 aout 2014 à 13:34:16 - Madagascar / Antananarivo
    Amidy ny fiara TAXI RENAULT 4L voakarakara tsara ny mekanikany. Ny vidiny dia 6.000.000Ariary miady varotra. Ny kodiarana 4 dia mbola tsara avokoa. Ny taratasy koa dia ara-dalana daholo no tonga dia vonona sy afaka miasa avy hatrany.
    Raha mila fanazavana na fihaonana mivantana ianao dia afaka miantso ny iray amin'ireto laharana finday manaraka ireto:+261 33 12 176 87 na +261 34 13 355 03 na +261 32 02 448 08 na amin'ny adiresy mailaka: a.benjamina@gmail.com

    Partager cette annonce

    Commenter cette annonce

    mode debug : https://www.gasykamanja.com/