FORMATION EN TELEOPERATUR - Emploi offre
Par CATMADA - +261326096449 - Vendredi 18 mars 2016 à 17:38:55 - MADAGASCAR / ANTANANARIVO
FORMATION EN TELEOPERATEUR
MANIRY NY AHITA ASA MIFANANDRIFY AMIN’NY TOLOTRA MISY ANKEHITRINY VE IANAO ?
N’inona n’inona sampam-pianarana misy anao tao aorian’ny BAC dia fantaro fa afaka miofana ho lasa TELEOPERATEUR IANAO .
Na ho asa maharitra , na ho atao vonjy tavan’andro misy tolotr’asa hatrany mahakasika ireny .
Mitaky traikefa sy fahazotoana ary faharetana anefa io asa TELEOPERATEUR io
Ka vonona hanampy anao hanovo izany fiofanana izany ny “CALL AND TIC “ mba ahafahanao mahafeno ny fepetra takian’ireny CALL CENTER mandray téléoperateur ireny.
1- IREO OLONA AFAKA MANAO NY FORMATION EN TELEOPERATEUR:
- Vehivavy na lehilahy latsakin’ny 38 taona
- Mahay miteny Frantsay
- Mahay informatique
- Manana BAC
- Vonona hanao fampiarana isan’andro
- Afaka manao stage
2- TOERANA HIANARANA SY BIRAO FISORATANA ANARANA
- Cité des assureurs ITAOSY, eo amin’ny Terminus 133 cité
(Maison multicolore en face Pharmacie RABE )
+261.34.66.974.78
3- Tombon-tsoa azo amin’ity fiofanana omen’ny CALL & TIC ity
- Adiny 3 isan’andro no mianatra ho an’ireo “formation accélérée”
Ka adiny 2 ny “théorique” ary adiny 1 isan’andro ny “pratique”
- Ireo izay tsy tena mahafolaka teny frantsay sy informatique dia manaraka fiofanana feno (2volana)
- Ireo eo anelanelany kosa dia 1 volana .
- Misy Stage avy hatrany aorian’ny fiofanana, ka ny solo karama dia arakarakin’ny asa ho ampandraiketina sy ny fifehezana ny asa.
Izany no natao mba hanamora ny fidirana mitady asa eny @ CALL CENTER rehetra.
4- SARAM-PIOFANANA:
Fisoratana anarana : 5000ariary
Saram-piofanana :
-25000Ariary (raha formation accélérée , niveau avancé)
-65000Ariary (raha Formation partielle , niveau moyen)
-60.000Ariary/mois ( Raha formation complète 2mois ; niveau débutant)
Attestation , Polycope délivrés
Reduction 5000Ariary ny sarampiofanana raha alohan’ny 20MARS ianao no misoratra anarana.
CALL& TIC : NIF : 2001911314 / RCS : 10805100578
LA FORMATION POUR DEVENIR :
Téléprospecteur (rice) , Télé conseiller( e)
Télévendeur (se) , Télésecrétaire
Téléenquêteur (rice) , Standardistes etc
Télé assistant(e ) , Téléopérateur(rice)
• STAGE REMUNERE /ATTESTATION DELIVREE
Réception & Emission d’appels
PRISE DE RDV & Détection de projet
Téléprospection *Qualification de données
Service Clients - Gestion de réclamation - etc
Commenter cette annonce
mode debug : https://www.gasykamanja.com/