4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Qcstar - Emploi offre

Par Monique - Mercredi 25 octobre 2023 à 10:52:56 - Madagascar / Toamasina
  • qcstar image 0
O ry namana isany a,
Mety hoe efa voafitaka ianao ary very vola tamin’ny resaka asa en ligne. Toa anao koa aho efa sendra izany. Tsy kivy anefa fa misy ireo asa en ligne tena marina ary tsy hahavery vola anao, tsy inona izany fa ny QCstar. Iray volana no nanaovako azy dia miverina ny volako ary mandray tombony aho izao.
Zavatra takiana : Telephone na oridinateur hahafahana manao connexion
Compte whatsapp
Compte mobile money : orange, airtel, telma
Manatanteraka ny asa isan’andro (10-15mn) fa miankina amin’ny fahatsaran’ny
connexion
Raha te-ho isan’ny mpiasa maharitra ao amin’ny QC àry ianao, dia manaova inscription ary misy “caution” alohanao arakaraka ny fahafahanao izay manomboka amin’ny 25$ (120 000ariary). Amin’ny maha-caution azy dia miverina aminao (ao amin’ny solde) io afaka 365andro. Hitanao amin’io sary io ny mahakasika izany caution izany sy ny vola ho azonao raha tafiditra ao amin’ny tontolon’ny QC sy miasa tsara ianao.
Tsy izany ihany fa betsaka ny tombontsoa mety ho azonao. Rehefa tafiditra ao ianao dia ho fantatrao amin’ny antsipiriany izany rehetra izany.
Fahazoana ny vola :
Raisina amin’ny alalan’ny mobile money izay ampiasainao
Manomboka 5$ ny fisintonana (retrait) azo atao ary tsy misy sandany (miankina amin’ny cours ny valeur amin’ny Ariary).

Rehefa tafiditra ianao dia manao essai 5andro izay hahazoana bonus 50$. Io dia tsy tonga dia azonao alaina fa mijanona ho “compte bloqué” dia afaka 180 andro vao miditra ao amin’ny solde ary azo alaina amin’izay fotoana izay. Marihina fa rehefa mahatanteraka ny asa mandritra io 5 andro io a.

Raha fintinina kely :
50$ azo amin’ny asa “essai” mandritra ny 5 andro izay azo raisina afaka 180andro
Manomboka 25$ « caution » hahatonga anao ho mpiasa maharitra izay miverina aminao afaka 365andro.
Tsara ny mahafantatra fa raha tsy mandoa io caution io ianao, dia tsy afaka miasa rehefa tapitra io 5 andro andrana io.

Sahia fa ny fahasahianao no antoky ny fahombiazanao. Mbola averiko fa tsy misy fitaka ny QC.

Raha liana àry ianao dia afaka mifandray amiko amin’ny whatsapp 032 42 482 98
Ity kosa ny lien hanaovana ny inscription https://qcstar.com/#/reg?code=9CS85B

Rehefa tafiditra ianao dia ampahafantaro ahy hahafahana mifandray amin’ny tompon’andraikitra izay hampiditra anao anaty seraseran’ny QC. Ho fantatrao amin’ny alalan’io groupe io avokoa ny mahakasika ny QC rehetra.

Partager cette annonce

Commenter cette annonce

mode debug : https://www.gasykamanja.com/