Ihazolava - Ambatolampy - Immobilier
Par - Lundi 02 mars 2015 à 13:27:14 - Madagascar / Antananarivo
Mivarotra trano lehibe moron-dàlana RN7 eny Ihazolava - 10km miala an'Ambatolampy.
Azo anaovana varotra, na asa isan-karazany.
Azo ampanofana ihany koa satria misy efitra 12, garazy ho an'ny fiara 2, rihana 3 Misy tokontany 480m²
MAIKA - FANDOAVAM-BOLA : AZO IFANARAHANA
VIDINY MIRARY: 39 000 000 AR
034 14 014 14
Commenter cette annonce
mode debug : https://www.gasykamanja.com/