4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

TRANO AHOFA CONFORT AMBOHIDROA AMBODIMITA 350 000Ar - Immobilier

Par Aloueratana - 034 74 079 69 - Lundi 23 avril 2018 à 12:22:27 - Madagascar / Antananarivo
  • TRANO AHOFA CONFORT AMBOHIDROA AMBODIMITA 350 000Ar image 0
Trano ahofa confort Ambohidroa Ambodimita - quartier eo anelanelan'Ambodimita sy Andranomena ary ao ambadiky ny annexe école les bambins sages ilay trano.
350 000Ar ny hofany, 1 living, 2 chambres, 2 wc, 1 salle d'eau misy douche , 1 salle d'eau misy baignoire, terasse vue panoramique, jiro sy rano jirama ( compteur mitambatra). Tsy tongan'ny fiara. Raha mitady trano tena tsara sy confort amina quartier milamina dia mety fa raha zatra mipetraka amoron'arabe dia tsy mety aminao. Misy toerana malalaka tsy lavitra eo fasin'ny olondrehetra ny fiarany. Raha mahaliana dia antsoy ny 034 74 079 69


Partager cette annonce

Commenter cette annonce

mode debug : https://www.gasykamanja.com/