4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Kilasimandry - Rencontre

Par - Mercredi 13 novembre 2013 à 14:18:57 - Madagascar / Antananarivo
    SAHIRANA VE IANAO MITADY TOERANA HIPETRAHANA HAHAFAHANAO MIANATRA TSARA HANOMANANAO NY HOAVINAO
    AO ANKADILALANA MAHAMASINA DIA MISY TOERAM-PONENANA NA KILASIMANDRY HOAN’NY TANORA MPIANATRA VEHIVAVY, TONGA DIA MIANATRA FOTSINY FA EFA VOnONA DAHOLO NY TRANO HIPETRAHANA, NY JIRO, NY RANO, NY FIDIOVANA, EFA MISY SAKAFO,NY LAMBA EFA MISY MIPASOKA SY MANASA, NY FIFAMPITONDRANA TOY NY RAY AMAN-DRENY SY NY ZANAKA, TOERANA MILAMINA, MADIO SY AZO ANTOKA ,IZANY REHETRA IZANY AMIN’NY SARANY MIRARY DIA MIRARY.
    Contacts: 032 04 877 75 NA NY 033 03 993 66 NA NY 0346092965, Facebook: Rakotonarivo Ermine NA TONGAVA AO AMIN’NY LOT III D 23 AO AMIN’ny akanin- JAZAVAVY MAHATEHOTIA TONGAVA FA TSY HANENINA IANAO

    Partager cette annonce

    Commenter cette annonce

    mode debug : https://www.gasykamanja.com/