4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Fetim-piangonana 2010

  • Fetim-piangonana 2010  image 0
Ny FPMA Toulouse dia faly manasa anao hanotrona ny fetim-piangonana 2010 izay atao ny Asabotsy 1 Mey 2010 amin'ny 12 ora atoandro ao amin'ny "Salle des fêtes de Grisolles"
-Fiaraha-misakafo
-Korana sy lalao hiarahan'ny Sampana rehetra
-Fetin'ny mpianakavin'ny finoana

Fandraisana anjara: 15€ ho an'ny lehibe
8€ ho an'ny zaza latsaky ny 10 taona
Tongava maro

Adresse de l'évenement

Salle des fêtes de Grisolles

Informations supplémentaires

Téléphone :06 50 19 36 02
Ville :Grisolles
PAF :15€ - 8€ (- 10 taona)

Partager fetim-piangonana 2010

Commenter fetim-piangonana 2010