Podcast mp4 amin'ny teny ESPERANTO ary vokarin'ny mpikirakira izany teny izany ( esperantista) eto Madagasikara. Radio miresaka momba ny kolotsaina, tantara, teny, vaovao samihafa... momba an'ny Madagasikara saingy amin'ny teny Esperanto.
Visiter le site Internet de AMINDA RADIO ESPERANTO