Nb de personnes : | 5 - 6 pers |
Difficulté : | Facile |
Type : | Entrées |
- 1/2 kg Totok'hena omby
- poireaux (ianao ihany no mametra ny habetsany)
- Tongolo maintso
- Sakamalao
- Tongolo gasy
- Sira, Curry
- Pâte sambosa (any @ mpivarotra sinoa)
- Endasina aloha ny totok'henaomby sady hafangaro tsara mba tsy hisy vaingambaingana.
- Endrasana mangatsiaka ilay hena dia asiana an'ilay poireaux, tongolo maintso, Sakamalao, tongologasy, sira ary Curry.
- Atao anaty pâte sambosa
- Endasina.
Mazotoa homana