Nb de personnes : | 6 à 8 personnes |
Temps de cuissons : | 50mn à 170° AU FOUR |
Temps de préparation : | 10mn |
Difficulté : | Facile |
Type : | Gouters et desserts |
atody 3 -siramamy 2pots yaourt-menaka 1 pot yaourt-yaourt nature 1-levure chimique 1 sotro lehibe-farine 4pots yaourts sy tapany-extrait de vanille tapaky ny sotrokely
afangaro tsara daholo ny atody ,siramamy,menaka,yaourt,ary ny lévure.rehefa vita izay dia alefa tsikelikely ny farine.farany ny extrait de vanille.maka moule cake 2,osorana menaka kely.zaraina roa ilay pate,ary atao anaty moules.ampidirina lafaoro mandritra ny 50mn @ hafanana 170°.mazotoa homana e!