Nb de personnes : | 3 - 4 pers |
Temps de cuissons : | 10 |
Temps de préparation : | 10 |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
250g de filet de zébu
2 oignons
2 tomates
2 poivrons vert
ail,gingembre
1 cs huile
sel,poivre
tetehina madinika ny nofonkena
asiana sakamalaho sy tongolo gasy kikisana,sira,poivre
avela hilona kely
tetehina ny tongolo voatabia ary ny poivron
afanaina ny menaka ary arotsaka ny hena
endasina 2 mn dia arotsaka ny oignon ny poivron ary ny voatabia no farany
atao misy sauce kely