4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Vary @ anana matsiro - plats

    Info

    Nb de personnes :2 à 4 personnes
    Temps de cuissons :20 à 30 min
    Temps de préparation :15min
    Difficulté :Facile
    Type :Plats

    Les ingrédients

    - Vary gasy mena tsara 1 kpk
    - Anana mifangaro
    - Tongolo lay 1pc
    - Tongolo gasy 1bouquet
    - Tongolo maitso
    - Kotomila kely
    - Voatabia 2
    - Sira
    - Menaka
    - Rano
    - Dipoavatra
    - Nofokena (kisoa na omby)na totokena kely

    Préparation

    Mialoha ny fanomanana dia sasaina madio daholo ireo zavatra hampiasaina rehetra
    1. Hatokona ny vary amin'ny afo malefaka,vilay 24 no hanaovana azy ary atao feno rano tsara hatreny amin'ny vavan'ny vilany
    2. Tetehina madinika kely ny anana rehetra,tsy hatokana fa hafangaro tsara
    3. Hafanaina ny menaka,kely fotsiny dia ampy
    4. Tetehina madinika ny tongolo lay sy ny tongola gasy,ampiana voatabia
    5. Arotsaka tsikelikely ny anana rehetra
    6. Aroharoina tsara,tsy asiana rano mihitsy fa ny ranon'anana no mandritra azy
    7. Asiana sira sy dipoavatra kely
    8. Rehefa mangotraka ny vary, harotsaka ao io fangaro io voalohany
    7. Manaraka izay,tetehina en dé ny nofokena na arotsaka anaty menaka kely indray ny totokena
    8. Asiana sira kely,dipoavatra,tongolo maitso
    9. Aroina tsara,arotsaka anaty vary indray avy eo
    10. Aroina tsara ny vary @ anana mba hifangaro tsara ny laro rehetra
    11. Azonao ampiana sira araka izay hitiavanao azy
    12. Rehefa akaiky ho ritra ny ranony dia arotsaka ny kotomila efa notetehina madinika kely
    13. Tsara raha tsy tapohina mihitsy ny vary mandrapahamasany,izay no antony nanaovana azy ho rano be sy amin'ny afo malefaka

    Dia mazotoa homana ary tompoko!

    Partager vary @ anana matsiro

    Commenter vary @ anana matsiro