Nb de personnes : | 3 - 4 pers |
Temps de préparation : | Vetivety fotsiny |
Difficulté : | Facile |
Type : | Gouters et desserts |
Ronono 1L - Yaourt nature 1 pot - lait en poudre 1 na 2 sotro fihinanana - siramamy 7 sotro fihinanana - beurre 1 sotro fihinanana - akondro 4
- Didio boribory ny akondro, atao anaty vilia 1
- Alefaso ao ny beurre, ny siramamy, Afangaroy
- Ataovy ao anaty bocal na pot hasiana ny yaourt
- Ampangotraho ny ronono, avela ho matimaty, alefaso ao ny vovodronono, ny yaourt, ny sucre, afangaroy @ fouet.
- Aidino ao @ pot na bocal misy ny akondro teo, avela eo aloha saronana lamba madio mandritra ny adiny 8 na 12h eo.
- Atao ao à Frigo mandritry ny 4h, saronana ny bocal. Afaka aroso amin'izay.