4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

ALA (les Anciens du Lycée Ambohimanarina) Associations

Jeudi 05 juin 2008 à 09:54:21

Présentation et objectif

    Amin\'ny maha lycée vaovao ny lycée Ambohimanarina, dia anjaranay maintimolaly ny lycée no mampahafantatra azy aloha voalohany indrindra ary ny manefa ny adidinay amin\'ny fampandrosoana azy . Ny tanjonay ihany koa dia ny mampahatsiahy ny mpianatra rehetra izay efa nandalo tao mba tsy hanadino ny hasarobidin\'ny fisian\'io lycée io. Ny hazo no vanon-ko lakana, hoy ny fitenenana,dia ny tany naniriany no tsara. Tsy ho an\'ny maintimolaly irery ihany anefa no antso ataonay fa ho an\'ny ray aman-dreny rehetra monina eny ambohimanarina. Sarobidy ny fianarana ary io no lova tsara indrindra! sambatra isika nahazo ny lycée ambohimanarina ary manantena fa tsy hataontsika tsinontsinona anie izany fa hataontsika kosa izay hampandroso sy hatonga azy ho lavitra. Izay mantsy no tanjontsika voalohany indrindra.Misaotra

    Adresse et contact

    0202411668
    skynet.projet@gmail.com
    Anosisoa Ambohimanarina

    Partager ala (les anciens du lycée ambohimanarina)

    Commenter ala (les anciens du lycée ambohimanarina)