MPIRAHAVAVY MPANAO ASA SOA Associations
Jeudi 01 janvier 1970 à 01:00:00
Présentation et objectif
Hamangy, hivavaka ary hanampy amin'ny fomba rehetra arakakaraka izay eo am-pelatanany ny marary eny amin'ny Hopitaly Androva Mahajanga.
Ny tanjona dia ny hivavaka ho an'ireo marary mba handray fanasitranana amin'ny Anaran'I Jesosy Kristy :"Fa ny dian-kapoka taminy no nahasitrana antsika"
Maniry ny hitondra fanampiana ho an'ireo marary ihany koa izahay, satria maro ny olona tonga mitsabo tena eo amin'ny hopitaly fa na ny hohanina aza tsy misy.
Koa raha manana zavatra hanampiana anay ianao, mba hanantanterahanay izany asa masina izany dia manorata aty amin'ny Fiangonana amin'ny alalanny adiresy mailaka eto ambany.
Mifalia ao amin'ny Tompo e!
Adresse et contact
0206290285
crazaka@gmail.com
Fiangonana Pentekotista Mitambatra
Mahavoky Atsimo
401 - Mahajanga
Madagascar
Partager mpirahavavy mpanao asa soa
Commenter mpirahavavy mpanao asa soa