1 – Tsy vandivandy e, Tsy bosoboso
Jesosy Tomponay mafaoka mahay mitaha mahay mitaha
2 – Ny aretinao ô sy prôblemo ô
Indeso amin’i Jesosy ho voavaha ho voavaha
3 – Ny totry ratsy ê ! Hiala o niany e
Kafiry sesitry ny giaka tsy mampanjary ê tsy mampanjary
Fiv Iaie e e e ia aia
Jesosy navy hamonjy antsika e
Ia ie i a ie e e e ia aia
Ndeso aby raha manahiragna
Ia ia ia ia