1-	Eo anilanao Jesoa no tiako tokoa
Ny hiaraka ao andapano
No hahasambatra ahy noho izao
FIV:  	Apetrako eo an-tananao Tompo ô
Ny fiainako hhatrany andanitra
Ary atokako ho Anao
Mandrapialako eto an-tany
2-	Eo anilanao Jesoa no ahitako famindram-po
Koa raiso ny fifonako
Fa tena vokatry ny fo.
		
3-	Eo anilanao Jesoa no hahasambatra ahy tokoa
Ka hanampitsaharana
Amin’ireo izay nisasarana aho