Ihira hoan'ny Jehovah aho raha mbola velona koa
Hankalaza ny Anaran'ny raha mbola miaina koa
Deraina isan'andro isan'andro ny fahalebiazany
Sy ny voninahiny ary ny fiandrianany
Izany ry ray o
No vetson'ny foko
Sady tsy afaka am-bavako koa
Noho ireo soa
Omena isan'andro
Sy fitahiana tsy hita lany
Koa indro ny feoko atolotro koa
mandrapikipy ny masoko roa
Koa indro ny feoko atoloro koa
Mandrapikipy ny masoko roa