1-Jesosy ô malemy aho ka mba iantrao,
Toa resin’ireo fakam-panahy mpahazo ety.
Kanefa voafidinao hitory ny teninao ,
O Jesosy ô tsinjovinao ilay nania.
Ref: Jesosy ô vonjeo ity mpanot’izay mitoreo,
Ô mba iantrao, mifonare ô avelao.
Tsy fidiny ho ahy no resy lava toy izao,
Fa ny finona no mbola tsy ampy antiko ao
2-Jesosy ô, toa menatr’aho ny hidera anao,
Fa ratsy ny toetro hita andavanandro.
Jesosy ô, mba amindrao fo lay maditranao,
O raha sitrakao mba hamasino isanandro
Ref: Jesosy ô vonjeo ity mpanot’izay mitoreo,
Ô mba iantrao, mifonare ô avelao.
Tsy fidiny ho ahy no resy lava toy izao,
Fa ny finona no mbola tsy ampy antiko ao