Taona maro izay no niantson’i TOMPO anay
hivondrona iray noho ny asanytao anefa ireo
fisedrana maro be, fanenjehana ,fanarantsiana
nefa raha tsy teo, ianao Jeso, dia potika sy rava
ilay fitoriana
Mbola lavitra ireo làlana aleha
koa mangataka ny fitatananao
mba tsy ho menatra eny tsy ho ketraka
eo anatrehan’ireo asa ireo
tanjona iray no ho tratrarina dia ny
hampihely ilay famonjena vitanao
Ankehitriny izao dia vonona aho ny andeha
hitory ny filazantsara n’aiza n’aiza aleha
vonona hijoro sy ho fanilo fahazavana
eo anivon’ny fiaraha-monina,
eo anivon’ny mpiara-belona
eo anivon’ny firenena
hatramin’ izao TONTOLO IZAO
AMAFI Akon’ny fiderana
nalefan’i Hajalee sy èugene