*   Manganohano Sonaly e!     )
    Manganohano tomany e!     )   (x4)
O! Sonaly e! (2)
Manino lotra enao tomany e! (2)
Sonaly e! (3)
Za ho’aho tomany e!
Ny zaza ho’aho tomany e!
Ny tolan’ny ababeko  avidiny e!
Ny volamenanay avoniny e!
Ny tany fiainanay ahorony e!
Marary e! marary e! mijaly e!
Zanahary tsy andrinao omaly andrasako e ! (6)
 **  Tomany Sonaly (4)
      Marary Sonaly (4)
      Mijaly Sonaly (4)
° Mba handova ino 
   Handova ino ho’a zahay ry Dada sy Neny
   Mba handova ino 
   Handova ino ho’a zahay ry Ray amandreny
   F’ireo taninay sy ireo tanimbary 
  Totofan’dry Fatsoraly Hossen
  Ireo volamena sy ireo vatosoa 
  Efa lasa any andafy avokoa
  Ireo vehivavy tsara na ampy na tsy ampy taona 
  Rebireben’ny vola fona
-->**
--> °
--> *