INJAY NY TOMPO NY FANATREHANAO
Injay Tompo ô ilay feonao
Reko Ianao am-poko ao
Fa maniry mafy any aho
Te hiombona hahalala Anao
Mandrosoa Jesosy ô
Tonga soa Ianao ê
Fa manerana ny fanatrehanao
Maniry ny fo te hitoeranao
Kasiho aho Jesosy ô
Fa manantena Anao ê
Fa faran'izay ilaiko sy tiako ny eo anilanao
Tompo ô Ianao no fahazavana
Avy Aminao ny fahitana
Ny takalom-pitiavanao
No mirotsaka am-poko ao
Mandrosoa Jesosy ô...
Dia ahalala ny Ray
Handray ny hositry ny fanahy
Jesosy ô, hizarazarao izay momba momba Anao
Mandrosoa Jesosy ô...