Niandry aho, niandry aho
Niandry aho ieeeh, niandry aho
Niandry an’ i Jehovah aho
Nanantena an’ i Jehovah aho
De nitodika izy ...
Nitsinjo ahy nandre ny fitarainako
De nitodika izy ...
Nitsinjo ahy nandre ny fitarainako
Fa tao anatin ’ ny lavaka aho no nampiakariny
Tao anaty fotaka aho no nosintominy
Ary vatolampy no hampitoeran’ ny tongotro hijoroko
Ref : Hihira aho fihhiram - baovao
Hihira aho an’ i Jehovah aho
Hidera aho sy ankalaza koa
Fiderana no eo am - bavako
Niandry aho , niandry aho
Niandry aho ieeeh , niandry aho
Niandry an \\’ i Jehovah aho
Nanantena an \\’ i Jehovah aho
De nitodika izy ...
Nitsinjo ahy nandre ny fitarainako
De nitodika izy ...
Nitsinjo ahy nandre ny fitarainako
Fa tao anatin ’ ny lavaka aho no nampiakariny
Tao anaty fotaka aho no nosintominy
Ary vatolampy no hampitoerany ny tongotro hijoroko
Ref ...
Niandry aho ,niandry aho
Niandry aho ieeeh,niandry aho
Niandry an \\’ i Jehovah aho
Nanantena an \\’ i Jehovah aho
Dia nitodika izy ...
Nitsinjo ahy nandre ny fitarainako
Dia nitodika izy ...
Nitsinjo ahy nandre ny fitarainako