Fiv : Oh! Fay! 
      Io fa midanaka i Takaka Takaka 
      Fay Fay 'ndray 
      'Zay 'ndray oh! 
Any an-danitra any no fonenako 
Eto 'nefa izaho falifaly ery 
Tsy te hody izany aho raha vao mahita an-dry 
sambatra ery fa fo mifankatia 
Fiv : Oh Fay... 
Na ny fiakaran'ny lôdsy 
Na ny fiakaran'ny zavokà 
Na fiakaran'ny raozy dia 
Na fiakaran'ny dalhia 
Isika sy ianao 'zao no metimety 
Navadiko hatramin'ny kasikety 
Dokakadokaka i Ngahibesola 
F'isika midola na ts'isy vola 
Fiv  : Oh Fay... 
Kevokevoka eo(im-betsaka) io 
Serintseriny eo, miedinedina eo 
Mbô nahazaka an'i Rosalie 
Dia mitoraka saliiiiih! 
Fiv : Oh Fay... 
Ho lafatra tokoa ny ety an-tany 
Raha 'sika roa mifankatia hatrany 
De ny ranomasina no valam-parihy 
Paradisa an-tany 
Fa "jolie" "jolie" 
Oh fay