4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira 'lay tia anao - Marion

tsy mendrika anao mantsy
ireny nafoiko ho anao
eny tsy ampy foana angamba
ireny rehetra ireny
na niharitra ny mafy eny aho
tsy mba nilaozanao
fa ianao nitsiky
nizara toky ho ahy

dia nambaranao
‘lay teny manamafy hoe
‘lay tia anaola
Te-ho anao mandra-maty
Teo no nahatsapako
Eny mbola tsy voafafa ilay fitia
Izay mba tato an-tsaiko
Raha nolazaiko anao dia
Mba te-hanaiky
,tsy mendrika anao anefa
Ho anao foana
Ho anao foana ho doria

Nekenao fa ny antsika
Ny fo no nampiray
Hatreo izay nampanahy anao
Aloe izay sarotra
Efa resy izay androany
(resy izay androany/
Fa efa eo foana ianao)
Ka ny androko rehetra
Afoiko ho anao
Ho anao tsy misy fetra
Raiso ho anao na dia kely aza afoy
Ho anao irery ny ato am-po

dia nambaranao
‘lay teny manamafy hoe
‘lay tia anaola
Te-ho anao mandra-maty
Teo no nahatsapako
Eny mbola tsy voafafa ilay fitia
Izay mba tato an-tsaiko
Raha nolazaiko anao dia
Mba te-hanaiky
,tsy mendrika anao anefa
Ho anao foana
Ho anao foana ho doria

Hatrizao no natsapako fa
Nandresy ny andro mafy aho
Satria teo foana ianao
Dia isaorako anao foana ireny

dia nambaranao
‘lay teny manamafy hoe
‘lay tia anaola
Te-ho anao mandra-maty
Teo no nahatsapako
Eny mbola tsy voafafa ilay fitia
Izay mba tato an-tsaiko
Raha nolazaiko anao dia
Mba te-hanaiky
,tsy mendrika anao anefa
Ho anao foana
Ho anao foana ho doria

dia nambaranao
‘lay teny manamafy hoe
‘lay tia anaola
Te-ho anao mandra-maty
Teo no nahatsapako
Eny mbola tsy voafafa ilay fitia
Izay mba tato an-tsaiko
Raha nolazaiko anao dia
Mba te-hanaiky
,tsy mendrika anao anefa
Ho anao foana
Ho anao foana ho doria

Partager 'lay tia anao

Commenter 'lay tia anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite