4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira 'ndao hifaly - Lova Mamisoa

Oh! ry tanora e! ahoana e!
Oh! ry tanora e! ahoana ho'aho!
Akory ianareo ? salama e!
Andao mba hiara-hivazo sy hihira hoe:

Refrain:
Faly fa tafahoana indray isika androany
Hitsinjaka hiaraka amin'ny gitara
Ka tsy misy miala ho ento aty ny akama
Hiaraka hikorana

Oh! ry be antitra e! ahoana e!
Oh! ry be antitra e! ahoana ho'aho!
Akory ianareo ? salama e!
Andao mba hiara-hivazo sy hihira hoe:

Partager 'ndao hifaly

Commenter 'ndao hifaly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa