4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira 'zahay rehefa papa - Agrad Skaiz

Skaiz:
Rehef'za ngamba no lasa dada any aoriana any.
Bandy kely ny ahy no iriko lay mitov amiko ihany.
'Lay be mokon-doha kely tsy laitra fa gravy.
Tsy 'lay ataon'zalah hoe ty ku sarim-bavy.
Rehefa any an-tsekoly 20 sur 20 fona score.
Gaga ny mpampianatr @Raskaiz junior.
Jiolam-boto kely nefa mahay.
Rehefa lehiB aho hozizy de irap otran'dadanay.
Anao pataloha globaka de caskety.
Micro no ataony kilalao fa tsy kanety.
Amzay hono otranah lasa star.
Sipa manja kely hatramin'ny zanak'i Agrad tara.
miova ts1 kely fona isa-minitr.
Vaky vava hatramin'ny mamany espèc de zaza maditr.
Zay adala marn to an-drainy.
Na de zan aza ny boss no ataoko masaka ao an-tsainy.
REF:'zahay rehefa lasa dada any aoriana any.
Ekeo hoe dodo zaza ataonay roa lahy.{2*}
Agrad:
Faniriko hoe ny zanako mba roa mianadahy.
Sipa kely no voalohany, faharoa kosa lhlhy.
Vhvvy manja kely ka tsy maintsy ataoko tsara taiza.
De koziko mints tsy hanamdady ny zanak'Skaiz.
Fa sao mijali2 tsy mahita mangirana.
Hitaraina amnah fona hoe za ry dada sahirana.
Za rehefa papa de samaritana.
Ka le zanako lahy asaiko mihodina isam'bolana eny tsaralalana.
Amzay izy mba kopi2 tsara ny afera.
De tsy hoanalan'ny ankizy tson hoe ty ko sahalan'ny mopera.
Rafotsy isa-maraina asaiko manao sporo fa sao de ho antitr eo.
Ka lasa je te déteste le je t'adore.
Izy dahy tsy avelako hiaingitraingitra.
Fa sao tsy hahay hanasa lamba sy mitazona paingotra.
Tsara marn le hoe rehefa papa.
Fa ny indro kely de tsy afak manao zay tiko tson za.
REF:~~~~~~~~
Skaiz:
Ny ahy ny zanako faharoa raha sendra vavikely.
Iriko sady satriko ery mba hitovy @neny.
Rehefa lehibe izy asaiko manao kung-fu.
Amzay 'zay vadiny eo tsy sahy manao be mokon-doho.
Na manja kely aza letsy izy tsy ampanaoviko miss.
Sao lasa mola ka lazain'ny olona manky visy.
Hoe tena ko otrin'tsy mba zanaky dada.
Ratsy taiza tena en plus mbola manatam-bava.
Agrad:
Poziko amzany mety tsy otrin'zao tson fa hafa.
Satria fantatro fa za tsy maintsy itatana orinasa.
Lobaka no ampiko mocass1 sy velon-drirana.
Voloko afro hovaiko kopy sorom-bilana.
Amzany zay mety efa manana rèleve.
Ny papozy rehefa week-ends ho entiko mijery live.
De koziko mints hoe otran'zao 'zay t@ zany ry anaka.
Zao aho efa lanaka.
REF:~~~~~~

Tchao!!! R.OL






Partager 'zahay rehefa papa

Commenter 'zahay rehefa papa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Agrad Skaiz