4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira #na aiza (ft nan't jay & aina) - Dee MK

(1ére couplet)
Ianao ilay nampiova ahy,
Nitondra ilay fiainana vaovao,
Izao,tsy maintsy,voatery ny andao
Te hilaza ,nefa tsy sahy
Satria efa tsapanao,
Ny ao am-poko ao,
Fa izy dia mila anao!


(Pré ref)
Na maro aza,ireo ady,toa efa adino izany,
Satria isika ho samy sara-tiana,samy andao,
Toa efa lasa,hira sahady,ilay fianan-tsika omaly,
Ka aleko manamafy hoe...
Izaho mbola tia anao

(Ref x2)
(Aina)
N'aiza n'aiza hisy anao,
(Dee MK)
Izaho mbola hiandry eto foana,
(Aina)
Na dia lavitra aza ianao,
(Dee MK)
Mbola hiverina ireo faona!
(Aina),
Ireo faona......

(2éme couplet)

Efa roa taona izay,
No nahalalako anao,
Izao,tsy maintsy,voatery ny andao
Atolotro an'ilay Ray,izay mbola atao ,
Satria izaho mbola manantena anao!

(Pré ref)
Na teo aza,ireo ady,toa efa difa izany,
Izaho eto mbola mankafy,mbola te ahita anao,
Toa efa tsy eo,sahady,ilay fiainan-tsika omaly,
Ka aleko manamafy hoe...
Izaho mbola tia anao

(Ref x2)
(Aina)
N'aiza n'aiza hisy anao,
(Dee MK)
Izaho mbola hiandry eto foana,
(Aina)
Na dia lavitra aza ianao,
(Dee MK)
Mbola hiverina ireo faona!

Partager #na aiza (ft nan't jay & aina)

Commenter #na aiza (ft nan't jay & aina)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dee MK