4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira "bandy maté" - AGRAD ft SKAIZ

AGRAD:
onsooo! mafatifatii, manja kweily, potika mitsy ah! onsoohieu
agrad oh! tiko be elah
zany oh! fa ndry ve 'lou manana villa?
za bandy maté ah!
faraf'alika matiny zao ndry zanaka CT ah
Fa zah ra Tom Cruz
tsin milliarder'k no reveko atao papozy
za tsy mirara an'izay tarehany na "Horrible"
fa ny miaraka aminy..hmmm!
TOUT DEVIENT POSSIBLE
te hiditra clb ah! izy no airtel
ny anarany tsy hoe pisuu fa
SPONSORS OFFICIEL
raha sex no ilainy
ataoko leo anah lou izy
fa ny visage'ny takomako tsara
@ Leona lewis
JTM: tsy tiako ianao no dikan'izany
fa J'ai Trois Meuf!
'rai no tena tiko fa
ny fa ny anaku roa mpiantoka revy
isakin'ny misy teuf
fitia avy @fo , fitiavan'olon-droa
fa fitiavan-tena satria
miainga aloha ny tombo-tsoa

allô, tonga any @lah any ah r'pisu ref'veu ah
vo tsy manam-bola dé tsy ilaiko ndry tonga eo
kiii! fa ahoana kosa?
zah zau mila vola ki fa mbola
bokan-trosa

SKAIZ:
euh! tu vois,
tsy hoe 'zah no mamilafila
fa na sipa manja be ary ka kikna
dé zah tsy mila
ny niaraka amiko farany teo zao r'se
ny bofiny dokotera, ny bainany DG
ka hono hoa,
ny dadan-dry zao aiza ki no miasa?
"euh! eny Antaninarenina"
mmmmmmmh! tsy lasa
"fa maninona?"
ka zay fotsiny ko!
aleo tika mpinamana ihany loa fa
tsy natao ihara-droa
"ka zah ngé love be @toi"
ka efa hoe tsy mety hoa
aza mi'insiste,
fa angah tsy kobon-dry mitsy hoe zah
BANDY MATÉRIALISTE
"an an an"
za mila mitaingina Patrol
sady mba té iala @lay jiro petrole
kobon-dry ihany 'lay fiainana fa
"HARDCORPS"
za nefa mba té hizesta hetsena kely any @ Jumbo Score
sao dé tara ah!!!!

REF:
allô, tonga any @lah any ah r'pisu ref'veu ah
vo tsy manam-bola dé tsy ilaiko ndry tonga eo
kiii! fa ahoana kosa?
zah zau mila vola ki fa mbola
bokan-trosa

SKAIZ:
@'zao efa mivadika ny globe
tsy miaraka @sipa raha tsy hoe snob
fitiavana tsy misy fa 0%
ny ambiny fitiavan-tena, vola dé caleçon
ka tsy ahôkou
zay mikozy ahy hoe "JÔMBILO"
samy manana ny fiainany io fa aza adino
zah bandy materialiste
de raha vao tsisy $ ndry
tsy tafiditra anaty lisitra

AGRAD:
mety hiteny zao nareo hoe
"ratsy saina ry Agrad!"
lé hafatra enoina dé avelao any le blague
VAZIVAZY IRENY fa misy ambadika fonosina
hoe ny tena kofboay natao ho be hazon-damosina
fa tsy kamolahy tsy menatry ny manambany hoe
tsy mila tsin manana bika
tsy mila tsin manana bacc
fa tsin manana daba
no tiany ho taolan-tehezana
avy eo odiany tsy misy rehefa tsy misy fanomezana

allô, tonga any @lah any ah r'pisu ref'veu ah
vo tsy manam-bola dé tsy ilaiko ndry tonga eo
kiii! fa ahoana kosa?
zah zau mila vola ki fa mbola
bokan-trosa

#Andrianina Rasolomanana

Partager "bandy maté"

Commenter "bandy maté"

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AGRAD ft SKAIZ