Ie,eh
Hira no mety
Hialana amin’ity olana
Sy gidragidra izay mandalo
Fenoy fety, fenoy masoandro
Dia ho mirana sy faly
Maraina, atoandro
REF: Korana foana mandavan-taona
Tsy misy aloka fa androany mihiratra
Saina sy fo tony tokoa
Ka na inona hanjo
Dia ho maivana avokoa
Tsisy hadalana ,aza ialana
Mampisy hafanana
Ny lalao izay hatao
Ho mpandresy
Tsisy hisy hamefy tarehy resy
Mandritry ny fiainanao
Tsikitsiky tsara, iaraha-mahalala
Maharomotra ireo izay mankahala
Ny mihomehy tsy tiana ,
Mizara hafaliana
Mankahery ireo manodidina
REF: Korana foana ,mandavan-taona
Tsy misy aloka,fa androany miratra
Saina sy fo,tony tokoa
Ka na inona hanjo
Dia ho maivana avokoa
Tsisy hadalana ,aza hialana
Mampisy hafanana
Ny lalao izay hatao
Ho mpandresy
Tsisy hisy hamefy tarehy resy
Mandritry ny fiainanao
Oh ! oh! ieh ! eh !
Hiray ;hiray;
Tsinjovy ny aina , mahaiza maka herin-tsaina
Tsinjovy ny aina , ka mampifalifaly
[Hiray ;
Aza malaina ,mahaiza maka herin-tsaina
Tsinjovy ny aina , ka mampifalifaly ] x3
REF: Korana foana ,mandavan-taona
Tsy misy aloka,fa androany mihiratra
Saina sy fo tony tokoa
Ka na inona hanjo
Dia ho maivana avokoa
Tsisy hadalana, aza ialana
Mampisy hafanana
Ny lalao izay hatao
Ho mpandresy
Tsisy hisy hamefy tarehy resy
Mandritry ny fiainanao
Mandavan-taona tsy misy aloka,
Fa androany miratra
Saina sy fo (saina sy fo ),tony tokoa
Ka na inona hanjo
Dia ho maivana avokoa
Tsisy hadalana ,aza hialana
Mampisy hafanana
Ny lalao izay hatao
Ho mpandresy
Tsisy hisy hamefy tarehy resy
Mandritry ny fiainanao
[ Oe ! oe ! oe ! oe ! oe ! ] x4