4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tokantrano imaso - Mahaleo

Vao tsy ela nifankahalalana
Dia tsapa ianao fa te-hitàna
Tsy hita izay teo dia injay sahady
Dodona ianao ny hanambady
Amiko anefa hadisoana
Hadalana ny fifamofoana

Fiverenana:       Fa ny fitia tena mamy
                        Dia izay iainanao androany
                        Ka aleo hisaraka tsisy marary
                        Fa raha mivady anie
                        Dia hifampilavoatsiary
                        Aleo hisaraka tsisy lonjony
                        Ny fanambadiana anie
                        Ny fitia no vonoiny

Fa olon-droa samihafa toetra
Manjary hifanome-petra
Ny fahafahana saro-pady
Izaho ve ho fatoranao tady?

Fiverenana

Partager tokantrano imaso

Commenter tokantrano imaso

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite