Ny alahelo ao am-po, aleo aloha hijanona eo
Ny adiady any koa, adinoy aloha ireo
Aza manamafy loha, na ho kivikivy ianao
Iray ny saina, iray ny fo, aleo tsy hifandao
Ref. : Raiso e , raiso e , raiso e
Raha sitrakao.
Koa raha misy mampanahy,
Ny adisoanao teny ho eny
Aza manana ahiahy, ka fafao aloha ireny
tsy anova sanatria, izay mba fanirinao
Hanamafy ny fitia, ao am-ponao
Ref.: raiso e , raiso e, raiso e
raha sitrakao.
Raiso e ( x 8 ) raha sitrakao.