Tononkira Zaho jesoa malala - DIMBY MIARA-MIRINDRA
ZAHO JESOA MALALA
’Zaho Jesoa malala
Te ho hendry izaho
Fo tsy mankahala
Fa toy ny anao
Na ny fanesoana
Nandeferanao
Na ny famonoana
Niaretanao
Toa fahalemena
Ny mangina re!
Hay ve!
Hay ka fandresena
Fiadanam-be
Dr ANDRIAMIADAMAHATRATRA Miharilaza
Partager zaho jesoa malala
Commenter zaho jesoa malala