Ravorona’ iry ô!
ôôôôôôôô^!
Ravorona’ iry ô!
ôôôôôôôô^!
Raha mba hianavaratra any eh!
misidina amin’ilay tanàna
Ambarao amin’ny namako any eh!
fa na dia lavitra, tsy manadino ô!
Ref.
isa
kely sisa
roa
iaraha-mirona
telo
aza malahelo ô
efatra
zao no hafatra
dimy
aza manadino ô
enina
aza manenina
fito, valo, sivy, folo
veloma masina daholo!!!
Raha mba hianavaratra any eh!
misidina amin’ilay tanàna
Ambarao amin’ny ramalala eh!
fa na dia lavitra, tsy manadino ô!
Ref.
isa
.........
Ny ATIMY