4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hitahy anao - Jocelin RANJARISON

Hitahy ianao Anie Jeso

Ny tanany ,hiaro anao

Ka n’aizan’aiza misy anao

Hitahy anao , anie Jeso



Hitahy anao, anie Jeso

Ny tanany hiaro anao

Ka n’inoninona hiseho

Hitahy anao anié Jeso

Partager hitahy anao

Commenter hitahy anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jocelin RANJARISON