4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tonga aho hitsaoka - Jocelin RANJARISON

Tonga aho hitsaoka Anao Tompo ô!

Ka ny amiko rehetra hiankohoka

Fa Ianao no mamin’ny foko

Ianao no hany tompoiko

Tsy misy hafa azo oharina aminao



Hiankohoka aho

Partager tonga aho hitsaoka

Commenter tonga aho hitsaoka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jocelin RANJARISON